Polygot amin'ny teny Malagasy

20% GOOD (5 votes)

Ho antsika Malagasy na ireo mpandala ny teny Malagasy,

Samia mitondra ny anjara birikiny amin'ny fandikana ny rohy "Polygot" amin'ny teny Malagasy! Na dia ny fifidianana ireo dikateny nataon'ireo mpikambana hafa dia efa anjara biriky lehibe!

Iangaviana an-tanan-droa ianao hitsidika ny       "Translation Team -> Malagasy"  hitondra ny anjara birikinao amin'ny fandikana ny rohy "Polyglot" amin'ny teny Malagasy

Misaotra antsika rehetra,

Francky,